Entry tinataka (tataka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Voatataka, notatahana, rovitra azon-javatra: Notinataky ny tsilo tetsy am-bavahady ny akanjoko [1.1]
Explanations in French Décousu, entaillé [1.3]
Morphology 
Present : tinataka, tinatako, tinatakao, tinatany, tinatatsika, tinatakay, tinatakareo, tinatak', tinata-
Past : notinataka, notinatako, notinatakao, notinatany, notinatatsika, notinatakay, notinatakareo, notinatak', notinata-
Future : hotinataka, hotinatako, hotinatakao, hotinatany, hotinatatsika, hotinatakay, hotinatakareo, hotinatak', hotinata-
Synonyms voatataka

Updated on 2021/02/26