|
|
|
|

Entry 1  tifirina
Root  2 tifitra
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asiana (amin' ny basy, tafondro, tsipika... na izay rehetra mety hahavoa): Notifiriko tamin' ny basy ifay vorona ka nitsirara
9 Kendrena hasiana: Izaho mihitsy no notofirinao tamin' iny teny iny [1.1]
Explanations in English  10 to be shot [1.7]
Explanations in French  11 sur qui (quoi) on tire, qu'on fusille [1.8]
Other spellings  12 tofirina

Updated on 2026/04/22