Entry teny imaso tsy mba kilema
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza hevitra aseho am-pahatsorana na dia tsy hahafaly ilay ilazana azy aza, sao manjary fanaratsiana na fifosana raha any amin' ny takona [1.1]
Elementary words teny ; imaso ; tsy ; mba ; kilema

Updated on 2023/06/08