Entry |
tenindahy
(tenina, lahy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1]
|
Explanations in French | [Merina]
(de tenina (1) et
lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au
tenimbavy).
Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger.
[1.196]
|
Scientific name | Gladiolus garnieri |
Examples | Tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina.
[2.48]
|
Vocabulary |
Synonyms | |
Antonyms |
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
tenin-dahy
(teny, lahy)
|
Part of speech | expression
|
Explanations in Malagasy | Teny henjana sarotra ifampiraharahana [1.1]
|
|