|
|
|
|

Entry (1/2)1  tenin-dahy
Elementary words  2  teny, lahy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  teny henjana sarotra ifampiraharahana [1.1]
Explanations in French  5  paroles fortes, difficiles à digérer [1.3#696]

Entry (2/2)6  tenindahy
Elementary words  7  teny, lahy
Part of speech  8  noun
Vocabulary  9  Botany: medicinal plants
Explanations in Malagasy  10  Karazan-tenina maina amin' ny ririnina. Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny mena (ny kitenimbavy kosa na tenimbavy, fotsy ny voniny); samy maharary fanindrona ny tongotra izy ireo eo ampitsiriany [1.1]
Explanations in French  11  (de tenina (1) et lahy : hommes ; « le délassement des hommes » ; par opposition au tenimbavy). Gladiolus garnieri Klatt (Iridaceae). Nom relevé par Bojer vers 1820 avec la graphie « tenen-dahi ». Les bulbes étaient utilisés comme purgatif, pas toujours sans danger. [Merina] [1.196]
Examples  12  tenindahy, ny vody ny asaina, dia atao amy ny bandrina sy amy ny vody, dia sotroina. [2.48]
Synonyms  13  kitenindahy
Compound words 
Scientific name 

Anagrams  16  tenin-dahy, tenindahy, tenin-dahy, tenindahy

Updated on 2024/10/14