Entry | 1 tenim-piontanana |
Elementary words | 2 teny, fiontanana |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Linguistics |
Explanations in Malagasy |
5 sokajinteny [1.1] 6 ny antsoina amin'izany dia ireo teny milaza fihetseham-po eo amin'ny resaka na soratra. Maro karazana izy ireo:ao ny milaza fahatairana miharo hetezerana: adray...; fataraina miharo hagagana: endrey...; alahelo: indrisy; fandatsana: akaito...; fahitana zavatra mahafatifaty: ntrô... 7 Ao aorian'ny tenim-piontanana, dia asiana tsoraka (!) mandrakariva, izay averina indray ery amin'ny faran'ny fehezanteny: indrisy! be fahavalo ny tsara! [1.13] |
Explanations in French |
8 interjection [1.5] |
Tables and plates |
9 All the interjections |
Updated on 2024/08/16 |