|
|
|
|

Entry 1  tendrena
Root  2 tendry
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy
9 (zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano
10 Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina
11 Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna"
12 Ihinanana kely [1.1]
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 tandrene, tendrena

Updated on 2026/04/21