Entry (1/2) | 1 telonohorefy |
Elementary words | 2 telo, refy |
Part of speech | 3 noun |
Vocabulary |
4 Astronomy |
Explanations in Malagasy |
5 Ireo kintana telo mamirapiratra tsara ireo no voalazan' i Joba (9. 9 ; 38. 31) sy Amosa (5. 8) amin' ny teny hebreo hoe Chesil (gr. Orion). Koa satria isan' ny kintana miseho miharihary izy, dia voalaza, miaraka amin' i Ikotokelymiadilaona sy ny kintana sasany, ho famantarana ny herin' i Jehovah, Izay nametraka azy eny amin' ny lanitra. Ny mpanoratra sasany anefa mihevitra fa kintana hafa, tahaka ilay mazava sy mamirapiratra fatratra atao hoe Siritis, na Canopus, na Cor-Scorpionis, no voalazan' ny teny hebreo hoe Chesil. Asa izay tena marina amin' izany. [1.38] 6 antokon-kintana telo avarabaratra andrefan'ny Vahindanitra, mamiratra manintona ny fijery [1.1] |
Explanations in English |
7 the three stars of the belt of Orion [1.7] |
Explanations in French |
8 les trois étoiles du baudrier d'Orion [1.3#693] 9 les trois étoiles de la ceinture d'Orion [1.8] |
Examples |
10 Mahavona ny kofehin'ny Ikotokelimiadilaona va ianao, ary mahavaha ny telonohorefy? [2.996] 11 ary ny orimbintana amy ny lanitra, sy ny masoandro, sy ny volana, sy ny kintana telonohorefy, sy ny sasany; [2.48] |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word telonohorefy |
Entry (2/2) | 13 telonohorefy (telo) |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in English |
15 the greatest [1.7] |
Explanations in French |
16 chose ou personne grande, éminente [1.8] |
Examples |
17 Misy 70 mahery ireo olona nahitany hevitra ary vitany lisitra ny anarany. Ny ankamaroany amin' ireo dia ny telonohorefy. [2.304#D] |
Updated on 2023/02/20 |