|
|
|
|

Entry1  teha-dolo
Elementary words  2  tehaka, lolo
Part of speech  3  locution
Vocabulary  4  Health
5  Religions, Beliefs
Explanations in Malagasy  6  ilazana aretina mampivonto ny hodimaso tampoka, ary noheverin'ny Ntaolo fa voakasiky ny lolo na matoatoa na angatra no nahatonga izany [1.1]
Explanations in French  7  Le gonflement de la paupière, c' est un soufflet donné par un esprit. C'était une croyance malgache [2.415#114]

Updated on 2023/12/26