Entry | 1 tefoedra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] aretina avy amin' ny mikraoby iray manokana izay atao hoe basilin' i Eberth, avy amin' ny sakafo, ary miditra any amin' ny tsinay, ka ny famantarana azy dia tazo tsy mety miafana sy fivalanana matetitetika; raha tsy voatsabo dia miafara amin' ny fahaloahan' ny tsinay ny tefoedra 4 [1.13] anarana omena ny aretina vokatry ny fidiran'ny mikrôby ao amin'ny tenan'ny olombelona 5 [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] Jereo "Tazo tefoedra" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 188] |
Explanations in English |
6 [1.7] typhoid fever |
Explanations in French |
7 [1.8] fièvre typhoïde 8 [1.13] typhoïde |
Examples |
9 Ny tefoedra dia miteraka hafanana izay miakatra mandritra ny 5 andro. [2.424#] |
Vocabulary |
10 Health |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |