Entry tebiteby
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena. [1.1]
Explanations in English Apprehension, fear and trembling [1.7]
Explanations in French Appréhension, inquiétude; trouble [1.8]
Examples 
1Velon-tebiteby fatrafatra Rasoa tamin' ny fomba fitenin' ny dokotera hoe: [2.470]
2Hoy aho feno tebiteby. [2.471]
3Tamin' izany fotoana izany, ny fahitana vahiny miakatra dia zava-dratsy, tebiteby, tahotra ho an' ny iray tanàna. [2.472]
Vocabulary 
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31