Entry | tavoahangy | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fitoeran-drano vita amin' ny tamaboho, izay lavalava boribory ny bikany ary misy tendany na vozony teritery: Tavoahangim-panafody [1.1] | ||
Explanations in French | Bouteille [1.13] | ||
Examples | Ny rano-mangahazo natao anaty tavoahangy koa.
[2.472] | ||
Compound words |
| ||
Hyponyms | |||
Updated on 2020/07/31 |