Entry tarazo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo
Teny na kabary na raharaha maharitra, tsy tapaka, na dia azo faranana vetivety aza
Taranaka efa lavitra elanelana aty aoriana, taranaka mifandimby mitohy hatrany [1.1]
Explanations in French état d'une chose suspendue, comme le baromètre, les fruits
Paroles, discours, affaires qui traînent en longueur; un fait, une action qui passe en habitude, qui fait usage [1.3]
Compound words 

Entry tarazo
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Fomba na talenta na kilema nolovana [1.78]
 Zavatra efa lasa fahazarana ka mety ho tonga fomba mihitsy: Efa lasa tarazo ity fanaon' ny ankizy mifoka sigara mbola kely ity [1.1]
Explanations in English Hereditary [1.2]
Compound words 

Entry tarazo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Karazan-taovolo na randrana [1.78]
Vocabulary 

Entry tarazo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetra nolovana hita ao amin'ny krômôzôma [1.13]
Explanations in French Hérédité, génotype; patrimoine héréditaire [1.13]
Vocabulary 
Synonyms zenôtipa
Compound words 

Entry tarazo
Part of speech adjective
Derivatives 
 

Anagrams 

Updated on 2023/08/16