|
|
|
|

Entry1  taratasim-bola
Elementary words  2  taratasy, vola
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  taratasy solom-bola, izany hoe azo andraisam-bola any amin' ny tranom-bola [1.1]
Explanations in French  5  effets de commerce, mandat-carte [1.13]
Examples  6  Ny fangalarana volam-panjakana, ny fanagiazana tsy ara-dalàna ny tanim-panjakana na ny tanin' olon-tsotra, ny kolikoly amin' ny endriny rehetra na mivantana na an-kolaka, ny fanolanana na ny fanaovana sonia taratasimbola tsy misy antoka dia tsy toe-draharaha politika. [4.27#]
Vocabulary  7  Economy: finances, management

Updated on 2023/06/19