|
|
|
|

Entry 1  tapihina
Root  2 tapika
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Pehina (araka ny voalaza amin' ny tapika fototeny): Nahoana no tapihinao ny vatomamy ety an-tananay nefa isika tsy niombona tapika akory [1.1]

Updated on 2026/02/04