Entry | 1 tapahina |
Root | 2 tapaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Zaraina tarangana roa: Tapahina ny tady 5 ajanona, ampiatoina: Aza tapahinao ny teniko 6 Araikitra, anaovana didy: Vao notapahina fa hianatra indray amin' ny Alakamisy izao 7 Tsy avala handeha: Notapahin' ny sasany ny rano 8 Vitaina, faranana: Notapahina haingana ny asa fa samy maika hody ~ Tapaho haingana ny hevitrao [1.1] |
Explanations in English |
9 to be broken off, to be cut; to be decided to be settled [1.7] |
Explanations in French |
10 qu'on coupe, qu'on rompt net; qu'on décide [1.8] |
Examples |
11 Tsy hotapahina mihitsy ny fanaovan-tsiramamy isan-kerinandro, satria tsy mora ny fiainana. [2.470] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word tapahina |
Updated on 2023/01/20 |