|
|
|
|

Entry 1  taozavatra
Elementary words  2 tao, 3 zavatra
Part of speech  4  noun
Morphology 
5  Simple :
Explanations in Malagasy  6 Fanamboarana ny zavatra vita-Nanahary ho zavatra azon' ny olombelona hanina na ampiasaina amin' izay mahasoa azy: Ny taozavatra no ananana izay mahasoa: sakafo, fitafiana, trano [1.1]
7 fanamboarana ny akora voajanahary hajary zavatra azo hanina na ho fitaovana ampiasaina amin' ny fiainana andavanandro: Iray amin' ireo fanoitran' ny fampandrosoana ny taozavatra [1.62#972]
Explanations in French  8 artisanat, petite entreprise [1.13, 1.5]
Examples  9  Izany no mba taozavatrao. [2.470#109]
10  Sady nazoto ny Egyptiana no nahay tamin' ny taozavatra. [1.38#34]
11  Mpiray foto-pivelomana rahateo moa, noho ny taozavatra iaraha-mahalala, ka adalan' izay miolonolona. [2.470#45]
12  Ary ny taozavatra atao ao Amparihibe [2.48#71]
13  ny mamorona taozavatra vaovao, ny manefy volamena sy volafotsy ary varahina, [2.996]
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Updated on 2026/04/21