Entry | taona irỳ | |
Elementary words | taona ; irỳ | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tamin' ny taona talohan' ny farany tao. (Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ) [1.1] | |
Explanations in French | [ taon' irỳ ] L'année avant-dernière [1.3] | |
Vocabulary | Time | |
Anagrams | iriotana, itaraino, itoriana, taona irỳ |
Updated on 2023/11/20 |