Entry tantely afa-drakotra
Elementary words tantely ; afa- (afaka) ; rakotra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny zava-tsoa izay tsy tsara tandrina, ka itsabahan' ny olona rehetra, na adala na hendry [1.1]

Updated on 2023/11/24