|
|
|
|

Entry 1  tantazana
Root  2 tanty
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Andrasana hianjera ka raisina eo ambonin' ny tanana velarina na ao anaty zavatra: Tantazo iny baolina iny ~ Tantazo amin' ny satrokao ireto vola madinika ireto
9 Raisina: Tokony hotantazantsika tsara izay anjara omen' Andriamanitra antsika [1.1]
Explanations in English  10 to be collected in a basket [1.7]
Explanations in French  11 qu'on ramasse dans un panier [1.8]

Updated on 2026/04/20