|
|
|
|

Entry1  tanky
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Military
Explanations in Malagasy  4  [fr. tank] Fiarakodia fenti-miady; vy ny tenany manontolo ary tsy mba kodiarana no andehanany fa vy mihodina manaraka ny lavany tahaka ny olimpanjehy ka io no ahafahany mandeha amin' izay tiana handehanany [1.1]

Anagrams  5  kanty, tanky

Updated on 2020/07/31