|
|
|
|

Entry (1/2)1  tanjona
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana [1.1]
4  tendrotany mandroso any anaty ranomasina [1.13]
Explanations in English  5  the protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula [1.7]
Explanations in French  6  épaule d'une montagne; cap, presqu'île [1.8]
7  cap [1.13, 2.118, 1.5.fr#282]
Vocabulary  8  Geography: (in general)
Compound words 
Toponyms 

Entry (2/2)19  tanjona
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21  Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka [1.1]
22  zava-kendrena [1.13]
Explanations in French  23  but, objectif, but idéal [1.13]
Examples  24  Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo. [4.27]
Compound words 

Anagrams  26  nanjato, tanjona, tonjana

Updated on 2023/08/16