Entry | 1 tanindrazana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Tany niavian' ireo razana ary ilevenany: Entina any an-tanindrazana ny taolambalon' ny olona maty any an-tany hafa [1.1] |
Explanations in English | 4 the family's ancestral land; one's home country; the fatherland [1.7] |
Explanations in French | 5 La patrie, la terre des ancêtres [1.3]6 le domaine familial; le pays d'où l'on vient; la patrie [1.8] |
Examples |
7 Manina ny tanindrazana aho izany! [2.470] 8 Hitanao izao fahasahiranan' ny tanindrazana noho ny ady izao. [2.472] |
Elementary words | 9 tany, razana |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word tanindrazana |
Updated on 2023/10/21 |