|
|
|
|

Entry 1  tandremana
Root  2 tandrina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Afantoka aminy ny saina amana eritreritra: Tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona
9 Ambenana, andrasana, karakaraina mba tsy hisy simba: Tsy notandremanao tsara ny akohokely ka nisy latsaka tao am-pantsakana
10 arahina, tanterahina: Raha te ho voavonjy ianao, tandremo ny didy
11 Atao izay tsy hahavoa ny tena: Tandremo sao solafaka [1.1]
Explanations in English  12 to be cared for, to be looked after; to be the objet of precautions [1.7]
Explanations in French  13 dont on prend soin, qu'on surveille; qu'on manipule avec précaution, à quoi on fait bien attention [1.8]
Examples  14  Ny farany, nitanisa ny fady tsy maintsy tandremana. [2.472#201]
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tandremana
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Anagrams  17 manendrata, tandremana

Updated on 2026/04/21