|
|
|
|

Entry 1  tandomitra
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Adjectives :
Explanations in Malagasy  4 Karazan' aretina mahatonga ny hoditra handrotsirotsy sy hivotrovotro mitapelaka noho ny fitohanana na koa matetika noho ny tsy fahazakan' ny tena karazan-kanina iray, toy ny trondro [1.1]
Explanations in French  5 urticaire, petite éruption cutanée provenant du froid [1.3]
6 urticaire, petite éruption cutanée [1.54]
7 urticaire [1.13]
Vocabulary  8  Health
Other spellings  9 taindomitra

Anagrams  10 montaditra, tandomitra, 11 tandromaty

Updated on 2026/04/22