|
|
|
|

Entry (1/3)1  tanamasoandro
Elementary words  2  tanana, masoandro
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  the rays of the sun; the spokes of a wheel [1.7]
Explanations in French  5  rayon du soleil; rayon d'une roue [1.8]
6  rayons de soleil [2.415#6626]
Examples  7  Efa tolakandro tamin'izay, ary ny tanamasoandro efa nitsidika isam-baravarana. [2.324]
8  Toa nisava kely ny fara-vodilanitra, ary ny tanamasoandro namirapiratra teny amin'ilay renirano ka nandefa taratra nipaka tamin'ny ravin-kazo maitso teny amin'ny kirihitrala teo ambony atsinanana. [2.324]

Entry (2/3)9  tanamasoandro
Root  10  tanana, masoandro
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12  les pièces de cinq francs du Mexique et de l' Uruguay portant l' image du soleil [2.415#6626]
Vocabulary  13  Economy: finances, management

Entry (3/3)14  tanamasoandro
Root  15  tanana, masoandro
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17  karazan-javamaniry manome vony mavo [1.13]
Explanations in French  18  tournesol, helienthus [1.13]
19  (de tanana : dans le sens de rayons ; et masoandro : soleil). Helianthus annuus L. (Asteraceae). Le Tournesol, introduit et cultivé. Cité dans le Dictionnaire de Malzac. [Merina] [1.196]
Vocabulary  20  Botany
Scientific name 

Updated on 2024/08/13