Entry tanamasoandro
Elementary words tana- (tanana) ; masoandro
Part of speech noun
Explanations in English The rays of the sun; the spokes of a wheel [1.7]
Explanations in French Rayon du soleil; rayon d'une roue [1.8]
 Rayons de soleil [2.415]
Examples 
1Efa tolakandro tamin'izay, ary ny tanamasoandro efa nitsidika isam-baravarana. [2.324]
2Toa nisava kely ny fara-vodilanitra, ary ny tanamasoandro namirapiratra teny amin'ilay renirano ka nandefa taratra nipaka tamin'ny ravin-kazo maitso teny amin'ny kirihitrala teo ambony atsinanana. [2.324]

Entry tanamasoandro (tanana, masoandro)
Part of speech noun
Explanations in French Les pièces de cinq francs du Mexique et de l' Uruguay portant l' image du soleil [2.415]
Vocabulary 

Entry tanamasoandro (tanana, masoandro)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-javamaniry manome vony mavo [1.13]
Explanations in French Tournesol, helienthus [1.13]
  [Merina] (de tanana : dans le sens de rayons ; et masoandro : soleil). Helianthus annuus L. (Asteraceae). Le Tournesol, introduit et cultivé. Cité dans le Dictionnaire de Malzac. [1.196]
Scientific name Helianthus annuus
Vocabulary 

Updated on 2023/12/04