Entry tampon > tampona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny faritra avo indrindra amin' ny zavatra iray: Ny tampon' ny tendrombohitr' Ankaratra no atao hoe Tsiafajavona
Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin' ny tampon' ny voninahitra izy [1.1]
Examples Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona. [2.472]
Morphology 
Simple : tampona, tampoko, tamponao, tampony, tampontsika, tamponay, tamponareo, tampon', tampon-, tampom-, tampo-
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 

Anagrams 

tampon   
lahinkirika
tampon, cheville [1.13]