| Entry | 1 tampody |
| Root | 2 fody |
| Part of speech | 3 noun |
| Derivatives |
|
| Explanations in Malagasy |
21 [Antesaka] fiverenana androtry ny niala ihany
[1.78] 22 Teny ilazana ny fiverenana amin' ny toerana nialana ny androtr' iny ihany 23 Fomba fanjairana mandroso sy miverina toy izao: atsofoka eo aorian' ny nivoahany ny fanjaitra, dia avoaka indray kosa eo alohan' ny nivoahany, ary dia toy izany hatrany [1.1] |
| Explanations in English |
24 the act of setting out and coming back the same day
[1.7] |
| Explanations in French |
25 action de partir et revenir le même jour
[1.8] |
| Combinations | 26 2 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tampody |
| Updated on 2026/04/20 |
|