|
|
|
|

Entry 1  tampenana
Root  2 tampina
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Asiana sarona, asaina akombona, terena hikombona: Tampeno ny vavan' io zaza io raha vao mitomany
9 Tsy azonao tampenana tsy hahita ny marina ny masoko
10 Enti-milaza ny lamba misy loaka asiana tapa-damba kely mizaitra mba hanarona ny loaka: Tampeno kely ity pataloako ity fa loaka
11 Asiana tsentsina ka tsy afa-mivoaka na miditra intsony (ny rano na ny rivotra): Tampeno io hirika io fa avy eo no miditra ny rance
12 Asiana sakana tsy hahafahana mampiasa ilay zavatra: Notampenan-dry zareo ato atsimo ilay lalankely mandalo eo an-tokotaniny [1.1]
Explanations in English  13 to be plugged; to be filled with a patch; to be corked [1.7]
Explanations in French  14 qu'on bouche, qu'on obstrue [1.8]
Combinations  15  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word tampenana

Updated on 2026/04/20