|
|
|
|

Entry1  tambitamby (tamby)
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao zavatra iray: "Bodo zatra tambitamby / sy tamàna angotingoty, / vao maraina dia somamby / izany andron' ny kamboty". (J.J. Rabearivelo) [1.1]
Explanations in English  9  wheedling, coaxing; a bribe [1.7]
Explanations in French  10  action de cajoler, de faire des promesses alléchantes [1.8]
Examples  11  Safosafo loha sy tambitamby no azony; [2.470]

Updated on 2023/01/20