Entry tamango
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Firavaka fitondra amin' ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango) [1.1]

Entry tamango
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Bara] Vatampaty (amin'ny faty maina) [1.78]
  [Sihanaka] Vatam-paty miendrika lakana [1.1]

Entry tamango
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Ody, sampy: Mañamasiña tamango ny ampisikidy [1.78]

Entry tamango
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin' ny loka kanety [1.1]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31