|
|
|
|

Entry 1  takontakona
Root  2 takona
Part of speech  3  adjective
Derivatives 
Passive verbs :
Explanations in French  5 un peu caché [1.20#29]
Examples  6  Ilay rano takontakona fahiny dia niseho. [2.445#]
7  Dia niverina izy ka nitady toerana takontakona, ary niandry izay fotoana hahazoany manatona kely an-dRamagozy. [2.357#]
8  Ary fantatro moa fa ny basy amidy arivo eny amin' ny varotra mazava dia havotana roa na telo arivo aty amin' ny takontakona? [2.471#]

Anagrams  9 katonkatona, 10 kotankotana, takontakona, 11 tokantokana

Updated on 2026/04/20