Entry takelajozoro
Elementary words takelaka ; zozoro
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro) [1.1]
Synonyms takelaka

Updated on 2023/06/17