Entry taka-
Part of speech morphological form of takatra
Compound words 
Phytonyms 

Entry taka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny ilazana fanisana ny kofehy voafoly isantokony folo: Kofehy valo taka
Marina, indrindra amin' ny isa: Folo taka: folo marina tsara, tsy mihoatra tsy latsaka, folo jipotra tsara [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/12/17