Entry taintsihy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] Tainify, potin-tsakafo tavela amin'ny nify, tafasisika aminy: Ny sakafo vita ny entam-boafehy, ka dia an-dalana managala taintsihy [1.78]

Updated on 2020/07/31