Entry tahiny
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Teny tsy fampiasa raha tsy eo aorianan' ny hoe: "raha": Raha tahiny, ka enti-milaza fepetra na famarafarana mialoha: Raha tahiny te ho sambatra ianao, ataovy izay tsy hanenjehan' ny eritreritrao anao
Mitovy hevitra: raha sendra ~ raha toa
Aoka tsy hampiasaina ireo fihasimban' io teny io mahazatra ny maro, dia ny hoe: raha tahìny, raha tany [1.1]
Explanations in English (also pronounced incorrectly tahiny); used in raha tahiny [1.7]
Explanations in French (on entend aussi dire tahiny); utilisé dans raha tahiny [1.8]
Examples Natoron' Ingahibe azy ny zanabola mety ho azo isan-taona sy ny loza mety hitranga raha tahiny sendra ny jirika sy ny hain-trano amin' ny tahiry am-bata. [2.470]
Compound words 

Entry tahiny (tahy)
Part of speech passive verb tahina and pronoun
Explanations in Malagasy Tahina + ny [3.1]

Anagrams 

Updated on 2023/08/11