Entry | tahalaka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin' ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin' ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia atao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala) [1.1] | |
Fefiloha madinika na valamparihy [1.13] | ||
Explanations in French | Diguette, digue [1.13] | |
Synonyms | valamparihy | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |