Entry | tafon-tranon' andriana | ||
Part of speech | locution | ||
Explanations in Malagasy | 1) ny trano rehetra, satria noheverina fa ny andriamanjaka no tompony voalohany; 2) ny trano ipetrahan' ny andriamanjaka; 3) enti-milaza ny olona nafahana tamin' ny fanandevozana na olom-potsy, satria ny mpanjaka ihany no noheverina ho tompony [1.1] | ||
Explanations in French | Les maisons royales ; toutes les maisons en général, parce que le souverain en est censé le premier maître Figuré: les affranchis, les libres [1.3] | ||
Elementary words | tafo, trano, andriana | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/08/21 |
![]() |