|
|
|
|

Entry (1/2) 1  tafiana
Root  2 tafy
Part of speech  3  passive verb
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8 Enti-milaza ny olona izay ampanaovina na rakofana lamba: Tafiana lamba mafana ny zaza vao teraka fa toerana mafana no vao avy nialany tao an-kibon-dreniny
9 Karakaraina, omena akanjo: Notafian-dRamatoa io hatrizay ela izay ireo mahantra ireo [1.1]
Explanations in English  10 to be clothed, to be dressed. Used of the person. [1.2]
Examples  11  ny lamba mena efa navalona, fa lamba fotsy indray kosa no tafiana. [2.48]
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 13  tafiaña
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15 [Sihanaka] morondrano [1.78]

Anagrams  16 itafana, 17 tafaina, tafiana, tafiaña

Updated on 2026/08/24