|
|
|
|

Entry1  tafasiry
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  angano [Bara] [1.78]
4  resaka [Tanala] [1.78]
5  Resaka mahasoa; dinidinika; tapatapakahitra [1.1]
Explanations in English  6  conversation [1.2, 1.7]
7  discourse. [Swa. tafasiri and Mal. tafsir (from Arabic), explanation.] [1.2]
8  chatting [1.7]
Explanations in French  9  Causerie, conversation utile; sujet de la conversation [1.3]
10  conversation, bavardage [1.8]
Examples  11  Voatsiahy avokoa ny resaka fataony sy ny tafasiry ifanaovana aminy, ny fikirizany sy ny fitiavany ny ankohonany, izay miavaka indrindra amin' ny hafa. [2.470]
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :
Compound words 

Anagrams  19  farisaty, fiaratsy, tafasiri, tafasiry

Updated on 2023/07/26