Entry tadivavarana
Elementary words tady ; vavarana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tady avòna tsy atao fato-maty fa atao mora vahana raha vao voasintona ny laniny; ampiasaina amin' ny fandri-borona na amin' ny faningorana omby [1.1]
Explanations in English [ tady vavarana ] A noose [1.2]
Examples Azon'ny fandrika ny ombelahin-tongony ary voahazon'ny tadivavarana [2.996]
Synonyms tady voavarana
Compound words 

Updated on 2023/10/17