|
|
|
|

Entry1  spaoro
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [fr. sport] Anarana iantsoana ireo fanatanjahan-tena isan-karazany omena endrika lalao, lalao samy maka ho azy na mifanao andaniny, ka manaraka fitsipika efa raikitra [1.1]

Anagrams  4  roposa, saro-po, spaoro

Updated on 2020/07/31