|
|
|
|

Entry1  soritana (soritra)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Asiana tsipika mampisaraka: Sorito ny voloko
4  Marihina: Sorito izay anao amin' ireo zavatra ireo
5  Tsara hosoritana fa tsy miantoka ny very izahay [1.1]
Explanations in English  6  to be carved or engraved [1.7]
Explanations in French  7  qu'on trace, grave, sculpte [1.8]
Examples  8  soritana roa ny volo amin' izany vaky volo izany. [2.48]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Anagrams  14  anatsiro, asitrano, atrosina, isantaro, itrosana, itsorana, ranitsoa, sanatrio, sinaotra, soritana, torin' asa, trosaina

Updated on 2023/01/20