Entry | 1 sori-bilana |
Elementary words | 2 soritra, vilana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 soritra manavaka na manasaraka ny volo, tsy eo afovoany fa amin' ny ilany havia na havanana (ny soritra eo afovoany kosa dia atao hoe vaky tampona) [1.1] |
Vocabulary |
5 Hairstyles |
Antonyms | 6 vaky tampona |
Anagrams | 7 bolasirany, bolasirina, bolisarany, ibolasiran, ibolisaran, isobilaran, nibolasira, nibolisara, nisobilara, sobilarina, sori-bilana |
Updated on 2023/08/19 |