|
|
|
|

Entry1  soratononina
Elementary words  2  soratra, tononina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanazarana na fampiasana any an-tsekoly, hianarana ny fanoratana ny teny araka ny fanao na ny fitsipi-panoratana; teny tononin' ny hafa ka soratan' ny hafa [1.1]
Explanations in French  5  dictée [1.13]
Examples  6  Ary dia isan-kariva, tamin' ny tsy fianaranay teny anglisy, tonga tany amiko izy nanazatra ahy nitendry masinina, na nampanao ahy soratononina an-tsorapohy. [2.4#]

Updated on 2024/08/13