|
|
|
|

Entry1  sora-tanana
Elementary words  2  soratra, tanana
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  soratra nataon' ny tanana [1.1]
Explanations in French  5  manuscrit [1.13]
Examples  6  Fenoiko ny banga ary adikako soratanana ny teny azoko avy eo. [2.442#61]
Compound words 

Anagrams  9  anatsorana, sora-tanana

Updated on 2024/08/13