|
|
|
|

Entry1  sorapohy
Elementary words  2  soratra, fohy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [1.1]
Explanations in French  5  sténographie [1.13]
Examples  6  Fa ny mikasika ny asany izao, dia ny fianarana sora-tendry, sorapohy ary taokaonty. [2.4#]
Synonyms  7  soratrandra

Anagrams  8  saropohy, sorapohy

Updated on 2024/08/13