|
|
|
|

Entry 1  sondriana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Explanations in Malagasy  15 Voasintona sy voatana hifantoka amin' ny zavatra iray ny maso sy ny saina ka hadino ny zavatra hafa rehetra noho ny hafinaretana na noho ny fahagagana aminy: Sondriana erỳ izy nihaino ilay feon-kira mahalasa vinany. [1.1]
Combinations  16  1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word sondriana
Proverbs  17  Proverbs containing that word

Anagrams  18 isan' andro, sondriana

Updated on 2026/04/21