Entry sondenda
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Ilazana ny olona be tarehy nefa petaka [1.1]
Derivatives 

Entry sondenda
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Merina] Anarana ilazana tandrok' omby misabaka fitsiry ary fohy
"Toy ny tandrok' omby sondenda ka ny tondromaso akaiky no tsy afako", "Tandrok' omby sondenda ha akaiky mpanondro maso": misy olona mora fantatra raha sendra manao toetra na fomba tsy mahomby [1.1]
Vocabulary 
Synonyms sondandy
Tables and plates Shapes of Cattle Horns
Illustrations 

Updated on 2024/01/18